| Entrée | 1 fihaza |
| Radical | 2 haza |
| Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
4 Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka.
5 Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza. [1.1] |
| Explications en français |
6 Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher.
[1.3#228] |
| Exemples |
7 Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona;
[2.996#]
|
| Anagrammes | 8 fihaza, 9 fizaha, 10 hazafy, 11 Zifaha |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|