| Entrée | 1 remby |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 fitadiavana, fihazana.
[Taisaka]
[1.78] 4 haza, zavatra azo hohazaina: tongo-dava ahitan-dremby. [Tanala] [1.78] 5 Biby samborina na enjehina hohanina; haza; zavatra azo amin' ny fihazana: Tsy vizahy ny mitatitra ny rembiny ny vitsika. 6 Fihazana, fitadiavana haza: Remby mamy amin' ny voninkazo no asan' ny tantely.. [1.1] |
| Explications en anglais |
7 food gathered in the wilds.
[1.7] |
| Explications en français |
8 nourriture acquise par la chasse ou la cueillette.
[1.8] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 23 Economie: alimentation |
| Tous les mots composés | 24 3 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 25 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|