|
|
|
|

Entrée1  hatezerana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  tezitra
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny hatezerana, hono, hadalana miserana
Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba
Vocabulaire  6  Emotions
Synonymes  7  fahatezerana
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot hatezerana

Anagrammes  9  ahatezeran, hatezerana, nahatezera

Mis à jour le 2025/08/10