| Entrée | 1 hani-bary tsy harena | 
| Mots élémentaires | 2 hanitra, 3 vary, 4 tsy, 5 harena | 
| Partie du discours | 6 nom | 
| Explications en malgache | 7   izay fofon' ny vary manitra ao an-tranon' olona iray tsy azo ilazana fa manana ny ampy izy [1.1] | 
| Explications en anglais | 8   the fragrance of rice is not wealth. [1.2] | 
| Explications en français | 9   Le parfum du riz bien cuit n'enrichit pas ; fig. il ne faut pas qu'une jouissance présente fasse oublier un plus grand bien [1.3] | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |