Entrée | 1 hahia |
Radical | 2 hia |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1] |
Dérivés |
|
Synonymes | 8 hahiazana, fahahiazana |
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot hahia |
Anagrammes | 10 ahahy, 11 hahay, 12 hahia |
Mis à jour le 2025/09/19 |
![]() |