|
|
|
|

Entrée1  fahahiazana
Partie du discours  2  nom
Radical  3  hia
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany
Synonymes  5  hahia, hahiazana

Mis à jour le 2024/12/11