|
|
|
|

Entrée1  hahiazana
Radical  2 hia
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany. [1.1]
Explications en anglais  5 leanness. [1.7]
Explications en français  6 maigreur. [1.8]

Anagrammes  7 hahiazana, 8 ihahazana

Mis à jour le 2025/09/12