|
|
|
|

Entrée1  ganagana entina amin' ny tendany
Mots élémentaires  2  ganagana, entina, tenda
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] ilazana ny olona tsy manan-tsitrapo fa izay itondrana azy dia alehany; olona tsy manan-tsafidy fa entin' ny sasany amin' izay tiany hitondrana azy

Mis à jour le 2023/01/01