|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fomba
Partie du discours  2  nom
Morphologie 
3  Simple :
4  Préfixée :
Tous les mots composés  5  19 mots contenant fomba
Explications en malgache  6  [1.1] Fiaraka mandeha, fanotrona
Fitambaran' ny toetra fototra mitory ny maha-izy ny olona na zavatra iray: Fomban' ny olombelona ny mieritreritra ~ Tsy misy mahalala tanteraka ny fomban' Andriamanitra
Fanao tsy misaraka amin' ny maha-izy ny zavatra iray: Fomban' ny miaramila ny mandeha miady
Fanaovan-javatra, fanao ampiasaina: Samy hafa ny fomba fandrefesana taloha sy ankehitriny
Toetra mahazatra entina miens, fahazarana: Samy manana ny fombany ny firenena ~ Aza taitra ianao amin' ny afitsok' io Rangahy io fa fombany izany
Explications en anglais  7  [1.2] custom, habit.
8  [1.7] a custom; a habit; the nature of a thing or of a person
Explications en français  9  [1.8] coutume; habitude; les qualités d'une chose ou d'une personne
Analogues  10  fanao, fahazarana, sata, riba, fenitra, filatro, filamatra, fihetsehan, fihetsika, famindra.
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot fomba

Entrée (2/2)12  fomba
Partie du discours  13  nom
Explications en français  14  [1.196] (corruption de fomby) Nom donné à l'une des formes de Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) la moins appréciée pour la production des fibres. Il s'agit des sujets âgés, sur le point de fructifier et dont la végétation est ralentie (on sait que le Raphia est monocarpique et meurt après avoir produit ses fruits). Comparer à fomby [Betsimisaraka]
Vocabulaire  15  Botanique
Synonymes  16  fombanala
Nom scientifique 

Mis à jour le 2025/08/22