Entrée sata
Partie du discours nom
Définition malgache Fomba, fanao efa raikitra ela, fomban-drazana: Sata samy manana, ka aoka tsy hisy hifanaratsy
¶ Didy na baiko: Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina
¶ Zo: Tamin' ny taona 1960 no niverenan' ny satan' i Madagasikara. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise custom, habit; manner of governing [Hallanger 1973]
Définition française coutume, habitude; manière de gouverner [Hallanger 1974]
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples Tao ry Radama II sy ny Menamasony, taitran' ny rendrarendram-bahiny, ka nanao tsinontsinona ny sata nentim-paharazana; [Andriamalala: Fanagasiana, page 6]
Citations 

2015/03/31