|
|
|
|

Entrée1  fihetsika
Radical  2  hetsika
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fomba fandeha: Mihodinkodina amin' ny tenany ihany no fihetsiky ny tany
Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik' iny Rangahy iny
Explications en français  5  [1.13] comportement, attitude, mobilité
Exemples  6  [2.445#] Misarika ny mpitatitra izany fihetsika izany.
7  [2.4#] Sady amin' izay mihaja fihetsika sy maotimaotina ery.
8  [1.519#] Misy heviny roa samy hafa ny fanaovana io fihetsika io;
Mots composés 

Anagrammes  14  fihetsika, fitsikeha

Mis à jour le 2025/01/21