Entrée fomba (omba)
Partie du discours nom
Définition malgache Fiaraka mandeha, fanotrona
¶ Fitambaran' ny toetra fototra mitory ny maha-izy ny olona na zavatra iray: Fomban' ny olombelona ny mieritreritra ~ Tsy misy mahalala tanteraka ny fomban' Andriamanitra
¶ Fanao tsy misaraka amin' ny maha-izy ny zavatra iray: Fomban' ny miaramila ny mandeha miady
¶ Fanaovan-javatra, fanao ampiasaina: Samy hafa ny fomba fandrefesana taloha sy ankehitriny
¶ Toetra mahazatra entina miens, fahazarana: Samy manana ny fombany ny firenena ~ Aza taitra ianao amin' ny afitsok' io Rangahy io fa fombany izany
Mitovy hevitra: fahazarana ~ famindra. ~ fanao ~ fenitra ~ fihetsehan ~ fihetsika ~ filamatra ~ filatro ~ riba ~ sata [Rajemisa 1985]
Définition anglaise custom, habit. [Richardson 1885]
 a custom; a habit; the nature of a thing or of a person [Hallanger 1973]
Définition française coutume; habitude; les qualités d'une chose ou d'une personne [Hallanger 1974]
Morphologie 
fomba
fombako
fombanao
fombany
fombantsika
fombanay
fombanareo
fomban'
fomban-
fombam-
-pomba
-pombako
-pombanao
-pombany
-pombantsika
-pombanay
-pombanareo
-pomban'
-pomban-
-pombam-
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Entrée fomba
Partie du discours nom
Définition française  [Betsimisaraka] (corruption de fomby) Nom donné à l'une des formes de Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) la moins appréciée pour la production des fibres. Il s'agit des sujets âgés, sur le point de fructifier et dont la végétation est ralentie (on sait que le Raphia est monocarpique et meurt après avoir produit ses fruits). Comparer à fomby [Boiteau 1997]
Vocabulaire 
Nom scientifique Raphia ruffia
Synonymes fombanala

2019/08/17