Entrée | 1 fiteny |
Radical | 2 teny |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Teny iombonan' antokon' olona iray, izay saika mandrakariva iray firenena: Mirindra aoka izany ny fiteny malagasy. Fomba entina miteny: Mahitsy fiteny io zaza io izany Zavatra lazaina: Niova fiteny ianao izany Fomba na baiko atao fifandraisana: Fiteny tsy fantatra ny an' ny biby Azo tenenina: Teny tsy fiteny eo imason' olom-pady izany |
Explications en anglais |
5 [1.7] a language the customary way of speaking |
Explications en français |
6 [1.3#696, 1.8] manière de parler 7 [1.3#696] le language ce qu'on peut défendre 8 [1.8] une langue |
Exemples |
9 Nony kelikely, azon' I Lidy an-tsaina fa Komoriana ity olona hafahafa fiteny ity; [2.470] 10 Azon' ny fanjakana atao ny manambany anao, na amin' ny fiteny na ny fihetsika. [2.471] |
Vocabulaire |
11 Linguistique |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
20 Famotorana ny fiteny malagasy () 21 Firaketana ny fiteny sy ny zavatra malagasy (Ravelojaona) 22 Fiteny Mamiko : kilasy fahatelo (Rajemisa-Raolison Régis) 23 Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy : dingana faharoa (5e, 4e) (Andrianony) 24 Ny Fitenin-drazana (Rasamuel Maurice) 25 Ohabolana sy fomba fiteny (Ramaroson Léonard) |
Proverbes | 26 Proverbes contenant le mot fiteny |
Anagrammes | 27 fetiny, fiteny, nitefy |
Mis à jour le 2023/06/26 |