Entrée | 1 fifandisoana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 diso |
Morphologie |
|
Exemples |
6 [2.471] fifandisoan-javatra kely toy izany monja dia mety hanova tanteraka ny fiainan' ny olona iray.
7 [4.27] Mitarika fifandisoana amin' ny tena demokrasia sy ny demokrasia araka ny fironan-kevitra izany. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |