|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fety
Radical  2  ety
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  convenance, consentement, assentiment [1.3#441]
Morphologie 
5  Simple :
6  Préfixée :
Mots composés 
Proverbes  8  Proverbes contenant le mot fety

Entrée (2/3)9  fety
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika
12  Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [1.1]
Explications en anglais  13  a festival, a holiday [1.7]
Explications en français  14  fête, réjouissance publique [1.8]
Exemples  15  andro zoma no fety tamin'izao [2.59#348]
16  Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka [2.606#198]
17  Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo [2.996#29.1.14]
18  fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato [2.470#79]
Morphologie 
19  Simple :
20  Préfixée :

Entrée (3/3)21  Fety
Partie du discours  22  nom propre (anthroponyme)
Patronymes 
Tableaux et planches  24  Liste complète

Anagrammes  25  Fety, fety, tefy, Fety, fety, tefy

Mis à jour le 2023/09/08