Entrée (1/2) | 1 fetra |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay 4 Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id 5 Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [1.1] |
Explications en anglais |
6 an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [1.2] 7 a limit [1.7] |
Explications en français |
8 limite [1.8] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 19 Proverbes contenant le mot fetra |
Entrée (2/2) | 20 fetra |
Partie du discours | 21 nom |
Explications en malgache |
22 zanaka, taranaka [Sihanaka]
[1.78] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 25 fatre, fetra |
Mis à jour le 2023/06/02 |