Entrée (1/4) | 1 fanindry |
Radical | 2 tsindry |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 Fomba entina manindry 5 Azo tsindriana [1.1] |
Explications en anglais |
6 Anything used to press something down with. [1.2] |
Explications en français |
7 Ce qu’on peut presser, ce qui presse, celui qu’on doit aider, manière de presser [1.3#774] |
Exemples |
8 Ao ambadiky ny vovonan-karaka dia ny fanindry, izay rehefa tsindrina dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany. [2.436#] |
Entrée (2/4) | 9 fanindry |
Partie du discours | 10 nom |
Explications en malgache |
11 anaram-boron-dia mpangalatra akoho kely toa papango ary mipaoka koa voalavo sy totozy izay sendra azy [Tanala]
[1.78] 12 Vorona homankena, karazan' ny papango (Buteo brachypterus) [1.1] |
Explications en anglais |
13 a species of buzzard. Buteo brachypterus, Pelz. Same as hindry (Bets. and Tan.), endry (Betsim.), pompa (Bara), tinoro (Sak. and Antank.), and bobaky (Sak.). [1.2] |
Explications en français |
14 espèce de buse [1.54] |
Exemples |
15 ary ny papango sy ny voromahery, isan-karazany, ny egla, ny arofiray, ny papango, ny fanindry, ny voromahery isan-karazany [2.996#] |
Vocabulaire |
16 Zoologie: oiseaux |
Synonymes | 17 bobaky, endry, hindry, pompa, tinoro |
Entrée (3/4) | 18 fanindry |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 Hazo lava atsindry ny sarombovonan' ny tafo [Sakalava]
[1.1] |
Entrée (4/4) | 21 fanindry |
Partie du discours | 22 nom |
Explications en malgache |
23 Hazo ao ambadiky ny vovonan-karaka izay rehefa tsindriana dia mampisokatra ny laharan-kofehy ambony hisaraka amin' ny ambany (Tenona) [1.1] |
Anagrammes | 24 fanindry, finandri, ifindran, nifindra |
Mis à jour le 2023/01/08 |