Entrée (1/2) | 1 fandroaka |
Radical | 2 roaka |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina mandroaka, manosika hivoaka Azo roahina |
Explications en français |
5 [1.3#539] Ce qu’on peut pousser en avant, celui qu’on peut exiler, manière de chasser |
Exemples |
6 Ary raha hoy hianao anakampo hoe: Firenena maro noho izaho ireo, ka hataoko ahoana no fandroaka azy? [2.996#] |
Proverbes | 7 Proverbes contenant le mot fandroaka |
Entrée (2/2) | 8 fandroaka |
Partie du discours | 9 nom |
Explications en malgache |
10 [1.1] Alika, amboa 11 [1.78] [Sihanaka] alika |
Explications en anglais |
12 [1.2] [Provincial]
[Mod. s. from mandroaka (roaka).] A dog. See alika, amboa |
Explications en français |
13 [1.19] [Tankarana]
chien (kiVAhy). § amboa 14 [1.54, 1.13] chien 15 [1.405] [Sakalava-Mayotte] chien |
Vocabulaire |
16 Zoologie: mammifères |
Anagrammes | 17 afandrako, andrakofa, fandaroka, fandraoka, fandroaka |
Mis à jour le 2023/01/07 |