Entrée | famoniana (vony) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fahavakisam-bony [1.1] | |
Explications en français | Floraison ; saison des fleurs [1.196] | |
Exemples | Fa alohan' ny fijinjana, rahefa tapitra ny famoniana, ka efa tonga sampaho efa ho masaka ny voniny, dia hotapahiny amin' ny antsy, ny rantsany, hesoriny ny sampany dia hotangosany.
[2.996] | |
Anagrammes | famoinana, famoniana, fimaonana, fiomanana |
Mis à jour le 2020/07/31 |