Entrée (1/2) | 1 fahefatra |
Radical | 2 efatra |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona |
Explications en anglais |
5 [1.2#130] the fourth |
Explications en français |
6 [1.3] quatrième |
Exemples |
7 Sarimpolanelina fahefatra sy irain-jehy, novidina ariary. [2.59] 8 Ny andro fahefatra vao nijaingijaingy nankeny an-tseranana aho. [2.471] 9 Teo amin' ny herinandro fahefatra izahay dia somary nitombo hery kely. [2.643] 10 Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany [2.996] |
Autres orthographes | 11 fahaefatra |
Mots composés |
|
Titres | 14 Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra : Constitution de la quatrième République (Fanjakana Malagasy) |
Entrée (2/2) | 15 fahefatra |
Radical | 16 efatra |
Partie du discours | 17 nom |
Explications en anglais |
18 [1.2#130] four fathoms |
Explications en français |
19 [1.3] quatre brasses |
Vocabulaire |
20 Espace |
Mis à jour le 2023/02/25 |