| Entrée (1/2) | 1 fahefatra |
| Radical | 2 efatra |
| Partie du discours | 3 adjectif |
| Explications en malgache |
4 Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona [1.1] |
| Explications en anglais |
5 the fourth [1.2#130] |
| Explications en français |
6 quatrième [1.3] |
| Exemples |
7 Sarimpolanelina fahefatra sy irain-jehy, novidina ariary.
[2.59]
8 Ny andro fahefatra vao nijaingijaingy nankeny an-tseranana aho. [2.471] 9 Teo amin' ny herinandro fahefatra izahay dia somary nitombo hery kely. [2.643] 10 Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany [2.996] |
| Tous les mots composés | 11 2 combinaisons de ce mot |
| Autres orthographes | 12 fahaefatra |
| Entrée (2/2) | 13 fahefatra |
| Radical | 14 efatra |
| Partie du discours | 15 nom |
| Explications en anglais |
16 four fathoms [1.2#130] |
| Explications en français |
17 quatre brasses [1.3] |
| Vocabulaire | 18 Espace |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|