Entrée (1/2) | 1 fahatsiarovan-tena |
Mots élémentaires | 2 fahatsiarovana, tena |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety 5 [1.13] fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana |
Explications en français |
6 [1.13] conscience |
Exemples |
7 Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena. [1.369#] 8 Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285#] |
Vocabulaire |
9 Philosophie |
Titres | 10 Fahatsiarovan-tena (Razakandraina Jean Verdi Salomon) |
Entrée (2/2) | 11 Fahatsiarovan-tena |
Mots élémentaires | 12 fahatsiarovan-tena |
Partie du discours | 13 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Vocabulaire |
14 Littérature: livres |
Auteur |
15 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
Anagrammes | 16 Fahatsiarovan-tena, fahatsiarovan-tena |
Mis à jour le 2023/10/21 |