Entrée (1/2) | 1 fahatsiarovan-tena |
Mots élémentaires | 2 fahatsiarovana, 3 tena |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 fahatsapana ny haja aman-kasina ananan'ny tena eo anoloan'ny mpiara-belona ka mahatonga hifady tsy hanao fitondran-tena tsy mety [1.1] 6 fahafantarana sy fahatsapana ary fanatanterahana zavatra tokony hatao na lalana tokony hizorana [1.13] |
Explications en français |
7 conscience [1.13] |
Exemples |
8 Ny papa Joany-Paoly II dia milaza fa ny Fiangonana no fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena ny fahatsiarovantenan'|fahatsiarovantena.
[1.369#]
9 Koa raha mahatratra io fari-piheverana sy fahatsiarovantena io àry ry zareo, dia azo inoana fa olombelona tahaka antsika tokoa. [2.285#] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 11 Philosophie |
Entrée (2/2) | 12 Fahatsiarovan-tena |
Mots élémentaires | 13 fahatsiarovan-tena |
Partie du discours | 14 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Vocabulaire | 15 Littérature: livres |
Auteur |
16 Razakandraina Jean Verdi Salomon |
Anagrammes | 17 Fahatsiarovan-tena, fahatsiarovan-tena |
Mis à jour le 2025/09/15 |
![]() |