Entrée fahaterena (tery)
Partie du discours nom
Traduction anglaise anguish, strait, straitness, necessities [Baiboly]
Traduction française angoisse, détresse [Baiboly]
Morphologie 
fahaterena
fahatereko
fahaterenao
fahatereny
fahaterentsika
fahaterenay
fahaterenareo
fahateren'
fahateren-
fahaterem-
fahatere-
-pahaterena
-pahatereko
-pahaterenao
-pahatereny
-pahaterentsika
-pahaterenay
-pahaterenareo
-pahateren'
-pahateren-
-pahaterem-
-pahatere-
Exemples 
1Nisy tamin' ireny ny fitafiana hisoloana sy ny akanjo mivalona, izay navoaka nampiasaina rahefa tonga ny fahaterena. [Andraina: Mitaraina, page 115]
2Fahoriana sy fahaterena no nahazo ahy; [Baiboly: 23:119:143/Salamo 119:143..]

Mis à jour le 2020/07/31