Entrée |
fahasahiana
(sahy)
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | courage, audace, hardiesse [Abinal 1888]
|
Morphologie |
fahasahiana
fahasahiako
fahasahianao
fahasahiany
fahasahiantsika
fahasahianay
fahasahianareo
fahasahian'
fahasahian-
fahasahiam-
fahasahia-
| |
-pahasahiana
-pahasahiako
-pahasahianao
-pahasahiany
-pahasahiantsika
-pahasahianay
-pahasahianareo
-pahasahian'
-pahasahian-
-pahasahiam-
-pahasahia-
| |
|
Synonymes | |
Exemples | Afa-tsy ny tanjany, hita ho nanana fahasahiana sy herin-tsaina koa izy. [Andraina: Mitaraina, page 72]
|
|