Entrée | 1 fahafantarana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 fantatra |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
6 [1.1] |
Explications en français |
7 [1.5] action de connaître, de savoir |
Exemples |
8 [2.471] Mba lalina izany fahafantaranao ahy izany! 9 [2.470] Araka ny fahafantarany sy fahitany matetika dia mpivady vao ampakarina ihany no mahazo posy sy filanjana. |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |