|
|
|
|

Entrée1  faha-tompomenakely
Mots élémentaires  2 faha~, 3 tompo, 4 mena, 5 kely
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 vanimpotoana nitondran'ireo olona izay nomen'ny mpanjaka tany sy fahefana [1.13]
Explications en français  8 époque féodale [1.13]
Vocabulaire  9  Histoire

Mis à jour le 2025/09/12