Entrée etsy ange
Mots élémentaires etsy ; ange
Partie du discours locution
Explications en malgache Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra [1.1]
Explications en anglais Come here; listen [1.7]
Explications en français écoute un peu, viens ici [1.3]
 Viens ici [1.8]
Exemples Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba? [2.499]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/21