|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ange
Partie du discours  2  particule [Liste complète]
Explications en malgache  3  kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy ange! Avia ange! Nahoana ange hianao no tsy mba nandeha! Jereo ange! Ahoana ange izany teninao? [1.10#A.253]
4  Kian-teny kely enti-manintona ny sain' olona iresahana ka mitaona azy amim-piangentsanana kely hanao zavatra na hanatona: Jereo ange itỳ sariko ~ Avia ange hilazako zavatra e!
Raha aorian' ny mpamaritra matoanteny manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana: Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? [1.1]
Explications en anglais  5  used to soften commands: Jereo ange (Look) [1.7]
Explications en français  6  qui sert à adoucir les commandes: Jereo ange (Regardez un peu!) [1.8]
Exemples  7  Ahoana ange izany? [2.285#]
8  Andramo kely ange! [2.528#]
9  Jereo ange, hoy izy. [2.499#]
10  Manahoana ange leiroa? [2.1022#]
Tous les mots composés 
Autres orthographes  13  angea, angeha

Entrée (2/2)14  ange    
Partie du discours  15  nom
Explications en malgache  16  anjely: L'ange gardien (Ny anjely mpiambina)
olona madio fo, olona lavorary [1.4]
17  anjely
olona tsara fanahy dia tsara fanahy. [1.9]
Vocabulaire  18  Croyances
Analogues  19  etre aux anges

Anagrammes  20 ange, 21 enga, 22 gena, 23 Nagè

Mis à jour le 2025/09/12