Entrée anjely
Partie du discours nom
Explications en malgache (Fivavahana Katolika) Zavaboary fanahy fotsiny izay nataon' Andriamanitra ho mpanome voninahitra azy ary ho mpanelanelana aminy sy ny olombelona; ny antokony iray amin' izy ireo, izay atao hoe anjely mpiambina dia asain' Andriamanitra miaro sy miambina ny olombelona tsirairay avy. (Misy sokajiny sivy ny zavaboary fanahy fotsiny ihany ka ny anjely no ambaratonga farany ambany indrindra; indreto avy ireo sokajiny sivy ireo: ny Serafima, ny Kerobina, ny Fiketrahana, ny Fanapahana, ny Hatsaram-panahy, ny Hery, ny Fifehezana, ny Arakanjely, ary ny Anjely) [1.1]
Explications en anglais An angel. [Eng. angel.] [1.2]
 An angel [1.7]
Explications en français Ange [1.8]
Vocabulaire 
Articles 

Mis à jour le 2022/07/18