Entrée ela
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao?
Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany
Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
Explications en anglais Old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
Explications en français Ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Titres Kabary Malagasy tsy tontan' ny ela (Rainitovo)

Entrée ela
Partie du discours nom
Explications en français Appellation botanique: Schizolaena [2.612]
Nom scientifique Schizolaena
Vocabulaire 
Synonymes elana ~ vondrozanalahy

Entrée Elà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste complète]
Explications en anglais Elah [2.996]
Explications en français Ela [2.996]
Vocabulaire 
Synonymes Elaha
Citations bibliques 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/06/02