Entrée manela (ela)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mahatonga ho tratra aoriana, mitana: Aza manela ny mpandeha amin' ny veloma lava loatra
¶ Manalava: Manela raharaha izany
¶ Mampihemo-dava, manemotra: Maneta ny adinay foana io mpitsara io [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manela
nanela
hanela
manelà

Entrée manelà (ela)
Partie du discours impératif du verbe actif manela [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

2013/03/31