Entrée dingan > dingana
Partie du discours nom
Explications en malgache Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m) [1.1]
Explications en anglais A step, a leap [1.2, 1.7]
Explications en français Pas, enjambée [1.8]
Exemples 
1Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [4.27]
2Dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508]
Dérivés 
Synonymes dika ~ vikina
Mots composés 

Entrée dingan > linga
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sakalava] Hazo lava mitsatoka eo amin' ny tendron' ny botry roa eo an-kavian' ny lakana haningorana ny tady fanenjanana ny lay [1.1]
Vocabulaire 

Anagrammes 

Entrée dingan > dinga
Partie du discours nom
Explications en français  [Vezo] Ratage, saut [1.68]