| Entrée | 1 diningana |
| Radical | 2 dingana |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Voadingana, dinganina, dikaina: Nodiningany ny rainy ka tsy faly.
5 Ihoarana: Nodiningany ny hady. 6 Avala, hadino: Nodininganao ireto andalana roa ireto. [1.1] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 10 voadingana |
| Anagrammes | 11 dinganina, 12 dinginana, 13 diningana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|