Entrée (1/6) | 1 dada |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay? 4 teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1] |
Explications en anglais |
5 father, dad [1.7] |
Explications en français |
6 père [1.8] |
Exemples |
7 Manao ahoana i dada? [2.4#] 8 Nomen' i dada azy ny adiresiko. [2.472#] 9 Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369#] |
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot dada |
Entrée (2/6) | 13 dada |
Partie du discours | 14 nom |
Explications en malgache |
15 Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1] |
Explications en anglais |
16 a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2] |
Vocabulaire |
17 Jeu |
Entrée (3/6) | 18 dada |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 adaladala [Tambahoaka]
[1.78] |
Explications en français |
21 un peu fou, bête, cf. dahidahy [Tankarana]
[1.19] |
Entrée (4/6) | 22 Dada |
Mots élémentaires | 23 dada |
Partie du discours | 24 nom propre (titre de livre) |
Vocabulaire |
25 Littérature: livres |
Auteur |
26 Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique |
Entrée (5/6) | 27 dada |
Partie du discours | 28 nom masculin |
Explications en français |
29 hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66] |
Entrée (6/6) | 30 dada |
Partie du discours | 31 nom masculin |
Explications en français |
32 (fitenin' ankizy) soavaly [1.66] |
Anagrammes | 33 Dada, dada, Dada, dada |
Mis à jour le 2023/10/24 |