|
|
|
|

Entrée1  dabokandro
Partie du discours  2  nom
Mots élémentaires  3  daboka, andro
Tous les mots composés 
Explications en malgache  5  [1.1] Enti-milaza ny fiompiana omby atondraka, izany hoe asaina miraoka amin' ny tany be ahitra any an' efitra sy eny amin' ny andro fotsiny eny, ka matavy sy tonga vaventy (daboka).
6  [2.314#103] Ny hoe daboka dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra
Explications en anglais  7  [1.2] oxen that are to be fattened, but allowed to wander about when satiated with food
Exemples  8  [2.643] Ireo ve no mba saiky hanaovan' ialahy dabokandro?
9  [2.314] Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra.
Vocabulaire  10  Economie: élevage

Mis à jour le 2025/08/10