Entrée dabo-dela
Mots élémentaires daboka ; -dela (lela)
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra [1.1]
Explications en anglais [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak [1.2]

Mis à jour le 2023/12/06