Entrée | 1 dabo-dela |
Mots élémentaires | 2 daboka, 3 lela |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra [1.1] |
Explications en anglais |
6 [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak [1.2] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |