Entrée dabo-
Partie du discours forme morphologique de daboka

Entrée dabo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy manana anton-draharaha fa ny mipetraka na mandrimandry na mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony
Mitovy hevitra: kamo [1.1]
 Dabo dia ny efa tsy manana anton-draharaha, fa ny mandry sy ny mipetraka sy ny mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony [2.285]
Exemples Raha misy koa diksionera ny amin' ny teny malagasy sy boky atao ho fanangonana ny teny malagasy samihafa, nefa misy hevitra ikambanana, sady havoaka ny hevitra izay tsy itoviany, dia ataoko malaina, kamo, kisinina, meda, dabo [2.285]

Entrée dabo
Partie du discours nom
Explications en malgache Valala karazan' ambolo [1.1]
Explications en français Variété de l' ambolo [1.3]
Vocabulaire 

Entrée dabo
Partie du discours nom
Explications en français  [Betsimisaraka] Neophloga littoralis Jum. (Arecaceae). [1.196]
Nom scientifique Neophloga littoralis
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2022/11/29