Entrée | 1 bibilava |
Mots élémentaires | 2 biby, lava |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Karazam-biby lavalava tsy misy tongony na tanany fa mikisaka amin' ny kibony no fifindrany toerana. -- Misy karazany maro ny bibilava eto amintsika, izay tsy mba misy poizina ny ankamaroany: ny bibimora, ny do na dona, ny fanany, ny fandrefiala, ny mandopotsy, ny mandotra na ranimandotra, ny marolongo, ny menarana, ny renivitsika, ny tompondrano, ny tampontany [1.1] |
Explications en anglais |
5 A name for snakes. [1.2] |
Explications en français |
6 nom générique de serpents [1.54] 7 serpent [1.13] |
Exemples |
8 Nanitsaka bibilava masiaka va izy? [1.281] 9 ary ny vahoaka manjary mandotra, bibilava eny an-tanety [2.48] |
Vocabulaire |
10 Zoologie: (en général) |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Article |
14 Randzavola: bibilava ao amin' ny Baiboly |
Mis à jour le 2023/06/16 |