Entrée | 1 Betsileo |
Mots élémentaires | 2 be, 3 tsy, 4 leo |
Partie du discours | 5 nom propre (ethnonyme) |
Explications en malgache |
6 Foko lehibe monina amin' ny tany voafaritry ny ony Mania, avaratra; ny tanin' ny Tanala, atsinanana; ny tendrombohitr' Andringitra, atsimo, ary ny tandavan-tendrombohitr' i Bongolava, andrefana. Mizara telo ny Betsileo: ny avaratra (renivohitra: Ambositra), ny afovoany (Ambohimahazo, Ambohinamboarina), ary ny any atsimo, izay mitsinjara telo indray: Isandra, Ilalangina ary Iarindrano. Tanàn-dehibe: Fianarantsoa, Ambositra, Ambohimahasoa, Ambalavao [1.1] |
Explications en anglais |
7 A tribe inhabiting the South-central parts of the island. [1.2] |
Explications en français |
8 nom d'une population du centre sud de Madagascar (ville principale: Fianarantsoa) [1.5] |
Exemples |
9 Andriamanalinarivo nanjaka tany betsileo.
[2.113]
10 Tany betsileo avaratra koa, hono, nisy azy. [2.69] |
Tous les mots composés |
|
Vocabulaire | 16 Histoire: clans, tribus |
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot Betsileo |
Tableaux et planches |
18 Mots du dialecte |
Mis à jour le 2025/09/15 |
![]() |