Entrée | 1 banga |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Afa-nify, afaka: Lahiantitra banga / Ny eo anoloana no banga ny nifindRamatoa io ka maharatsy azy aoka izany 4 Nahafahana, simaka, rombina: Misy banga itỳ tamboho itỳ ka tokony hamboarina. / Tsy misy banga hofenoina ny voalazanao na madilana hotentenana 5 Nisy niala ka tsy ampy: Tsy manaiky aho raha misy banga ny volako, na ariary aza [1.1] |
Explications en anglais |
6 having gaps, as hedges, etc.; 7 having lost teeth, as a person, or a saw, etc.; 8 wanting some to make up the required or stipulated number. [1.2] 9 gap; having gaps [1.7] |
Explications en français |
10 brèche où il manque une dent [1.8] |
Exemples |
11 Ho banga anao ny fiainako, ô famoizana mahantra! [1.274] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Mis à jour le 2023/10/24 |