|
|
|
|

Entrée1  habangana
Radical  2 banga
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Toetran' ny olona banga, izany hoe nahafahana ny nifiny: Ny habangany no tsy ahaizany miteny tsara.
5 Tsy fahampiana, tsy fahafenoana: Amin' izao nahalasanan' Itompokolahy izao, dia azo lazaina fa misy habangana lehibe eto amin' ny fokontany. [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12