Entrée | 1 avo |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra 4 Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy 5 Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra 6 Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [1.1] |
Explications en anglais |
7 high [1.2, 1.7] 8 lofty, eminent. See abo, ambo [1.2] |
Explications en français |
9 haut, élevé [1.8] |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot avo |
Anagrammes | 23 avo, ova, vao, voa-, voa~ |
Mis à jour le 2023/04/22 |