Entrée abo
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bara, Taimoro, Tanosy] avo, mideza [Rakotosaona 1972]
   [Taifasy] ambony, avo [Rakotosaona 1972]
   [Betsileo, Taisaka] avo [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] avo, ambony: Mandrembo abo be ny raplany ka nikeoke anaty rahona ane (Misidina avo loatra ny fiaramanidina ka misitrika any anaty rahona any) [Rakotosaona 1972]
   [Tandroy] ambony: An'abo añe ty trano ty ondaty ampatrañe añe [Rakotosaona 1972]
   teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra mitovy hevitra amin' ny hoe avo, ambony, tsy takatra: Abo toerana loatra io boky io ka makà tohatra [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   [Provincial] High and round; great, tall. See avo, and ambo. [Richardson 1885]
Définition française   Mot venant des provinces : peu usité en hova, et employé dans le sens de Avo, haut [Abinal 1888]
   [Tankarana] haut. [David 1952 (takila A)]
Dérivations  
Synonymes   ambo ~ avo
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot abo (11)
Abohazo
Aborano
Ambatoabo
  Anaborano
Ankijaniabo
Ankiliabo
  Ankiliabokely
Iabohazo
Iabolahy
  Iabomary
Iaborano

Entrée abo
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Bara] aely [Rakotosaona 1972]
Toponymie   Noms des lieux comprenant le mot abo (0)

Entrée abo
Partie du discours   nom
Définition malgache   ambony noho ny aotra [SLP: Voambolana]
Définition française   plus [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Analogie   tendro abo

Mis à jour le 2017/07/18