Entrée |
avao
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | [Taimoro]
Irery, ihany [1.78]
|
| [Bara, Taisaka]
Ihany [1.78]
|
| [Tanosy]
Ihany: Izay avao! [1.78]
|
| Foana: Milalao avao ny zanakao any am-pianarana Monja: Iraika avao no tonga ny mpianatra [1.1]
|
Explications en anglais | Prov. for hiany, foana, fotsiny. [1.2]
|
Explications en français | [Taisaka]
Même [1.82]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
avao
|
Partie du discours | conjonction
|
Explications en malgache | [Taisaka]
Kanjo koa [1.78]
|
Mots composés |
|
|
Entrée |
avao
(ava)
|
Partie du discours | impératif du verbe passif avana
|
|