|
|
|
|

Entrée (1/2)1  avana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 antsibenandriamanitra. [Betsimisaraka] [1.78]
4 Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana. [1.1]
Explications en anglais  5 the rainbow. [1.7]
Explications en français  6 arc-en-ciel. [1.3#67, 1.8]
7 nimbe, lumière, éclat, splendeur. [1.3#67]
Exemples  8  jereo ange iry avana! [2.324]
9  Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana [2.649]
10  manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314]
Dérivés 
Adjectifs :
Vocabulaire  12  Météorologie
Synonymes  13 antsibenandriamanitra
Tous les mots composés  14 kofehy misary avana
Article  15 Randzavola: avana ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2)16  avana
Radical  17 ava
Partie du discours  18  verbe passif
Explications en malgache  19 Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy. [1.1]
Explications en anglais  20 to be weeded. [1.7]
Explications en français  21 qu'on sarcle. [1.3#66, 1.8]
Morphologie 
22  Présent :
23  Passé :
24  Futur :
25  Impératif :
Proverbes  26  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  27 anava, 28 avana

Mis à jour le 2025/11/09