Entrée ava
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsimisaraka] tsy misy manakantsakana ny maso ka hita avokoa
¶ Tany voafira ny hazo ka azo ambolena [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] [Rakotosaona 1972]
 Enti-milaza fanesorana ny ahitra miara-maniry amin' ny voly [Rajemisa 1985]
Définition anglaise weeding [Hallanger 1973]
Définition française sarclage [Hallanger 1974]
Dérivations 

Entrée ava
Partie du discours nom
Définition malgache Ambany; toerana idinan'ny rano mikoriana avy any ambony na "erà" [Rajemisa 1985]
Antonymes 

Entrée Avà
Partie du discours nom propre (biblique) [liste]
Définition anglaise Ivah [Baiboly]
Définition française Ivva [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Iva
Citations 

2015/09/07