| Entrée (1/2) | 1 avana | 
| Partie du discours | 2 nom | 
| Explications en malgache | 
3 antsibenandriamanitra [Betsimisaraka]
 [1.78] 4 Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana [1.1]  | 
| Explications en anglais | 
5 the rainbow [1.7] | 
| Explications en français | 
6 arc-en-ciel [1.3#67, 1.8] 7 nimbe, lumière, éclat, splendeur [1.3#67]  | 
| Exemples | 
8 jereo ange iry avana!
[2.324] 
 9 Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana [2.649] 10 manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314]  | 
| Dérivés | 
  | 
| Vocabulaire | 12 Météorologie | 
| Synonymes | 13antsibenandriamanitra | 
| Tous les mots composés | 14kofehy misary avana | 
| Article | 15Randzavola: avana ao amin' ny Baiboly | 
| Entrée (2/2) | 16 avana | 
| Radical | 17ava | 
| Partie du discours | 18 verbe passif | 
| Explications en malgache | 
19 Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy [1.1] | 
| Explications en anglais | 
20 to be weeded [1.7] | 
| Explications en français | 
21 qu'on sarcle [1.3#66, 1.8] | 
| Morphologie | 
  | 
| Proverbes | 26 Proverbes contenant ce mot | 
| Anagrammes | 27 anava, 28 avana | 
| Mis à jour le 2025/11/02 | 
 |