Entrée (1/3) | 1 avaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [1.1] |
Explications en français |
4 séparation, distinction [1.3] |
Exemples |
5 Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra; [2.996#] |
Dérivés |
|
Entrée (2/3) | 12 avaka |
Partie du discours | 13 nom |
Explications en malgache |
14 Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [1.1] |
Entrée (3/3) | 15 avaka |
Partie du discours | 16 nom |
Explications en malgache |
17 karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [Betsimisaraka]
[1.78] |
Vocabulaire |
18 Outils |
Mis à jour le 2023/10/29 |